Loading...

Loading

Loading
(You are in the browser Reader mode)

Toko 22 - Vavaka Sy Fivoriana Misiônera

Tsiambaratelon’Ny Vavaka Mahomby

Ny tsy finoana na ny fahatokian’ny olombelona no hampihemotra na hanafaingana ny fiorenan’ny fanjakan’Andriamanitra. Nisakana ny asa ny tsy fetezan’ny olombelona hiara-miasa amin’Andriamanitra. Mety hivavaka toy izao ny olona: “Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny any an-danitra”; kanefa raha tsy miasa hahatanteraka io vavaka io eo amin’ny fiainana izy, dia tsy hisy vokany ny fangatahany. - TFC, b. 6, tt, 437, 438 . FK 296.1