Loading...

Loading

Loading
(You are in the browser Reader mode)

Fizarana Fahatelo - Mandrombaka Fandresena

Tsy misy toa malemy, nefa tena tsy hay resena, toy ny fanahy mahatsapa ny maha tsinontsinona azy, ary dia mitoky tanteraka amin’ny fahamarinan’ny Mpamonjy. Haniraka ny anjelin’ny lanitra rehetra Andriamanitra hanampy izany fanahy izany, toy izay hamela azy ho resy. — TFC, b. 7, t. 17. HAT 73.1