Loading...

Loading

Loading
(You are in the browser Reader mode)

Ireo Singan -Toetra Fototra

«Tsy manasa ny tanora ho ambany fikendry Andriamanitra. Ireo singan-toetra ahazoana fahombiazana sy voninahitra eo imason’ny olona, -ny faniriana ny tsara kokoa tsy hay tohaina, ny herin-tsaina mahery vaika, ny asa omban’ezaka, ny fitozoana tsy mety reraka, -dia tsy ho very foana.» -PP, t. 602. HAT 14.1